|
|
|
|

Teny iditra1  be tenda
Singan-teny  2 be, 3 tenda
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tendana [Sihanaka] [1.78]
6 enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 (betenda) Strong-voiced, gluttonous. [1.2]
8 a glutton [1.7]
Tovy hevitra  9 tenda an-kanina, tenda be

Fivaditsoratra  be tenda, 10 tendabe, tenda be

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21